plt_tn/psa/079/010.md

1.0 KiB

Nahoana ireo firenena no tokony hiteny hoe: "Aiza izay Andriamanitr'izy ireo?"

Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Ireo firenena dia tsy tokony ho afaka milaza hoe: 'Aiza izay Andriamanitr'izy ireo?'"

"Aiza izay Andriamanitr'izy ireo?"

Ity fanamavoana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra. DH: "Tsy afaka manao na inona na inona ny Andriamanitr'izy ireo!"

Ny ràn'ny mpanomponao izay nalatsaka anie no hamaly faty ireo firenena eo anatrehan'ny masonao

Ny mandatsa-drà dia sarinteny ho an'ny famonoana olona tsy manan-tsiny. DH: "Mamalia faty ho an'ireo mpanomponao tsy manan-tsiny izay novonoin'ireo firenena any amin'izay ahitanay Anao manao izany."

eo anatrehan'ny masonao

"eo imasonao" na "rehefa manatrika izahay"

Aoka ny fisenton'ireo gadra ho tonga eo anoloanao

Asafa miteny ny feo ataon'ny gadra anaty fanaintainana sy alahelo toy ny hoe olona izay miseho eo anatrehan'ny mpanjaka iray. DH: "Henoy tsara ireo fisenton'ireo gadra ka ampio izy ireny"

zanaky ny fahafatesana

"Ireo izay nomelohina ho faty"