# Nahoana ireo firenena no tokony hiteny hoe: "Aiza izay Andriamanitr'izy ireo?" Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Ireo firenena dia tsy tokony ho afaka milaza hoe: 'Aiza izay Andriamanitr'izy ireo?'" # "Aiza izay Andriamanitr'izy ireo?" Ity fanamavoana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra. DH: "Tsy afaka manao na inona na inona ny Andriamanitr'izy ireo!" # Ny ràn'ny mpanomponao izay nalatsaka anie no hamaly faty ireo firenena eo anatrehan'ny masonao Ny mandatsa-drà dia sarinteny ho an'ny famonoana olona tsy manan-tsiny. DH: "Mamalia faty ho an'ireo mpanomponao tsy manan-tsiny izay novonoin'ireo firenena any amin'izay ahitanay Anao manao izany." # eo anatrehan'ny masonao "eo imasonao" na "rehefa manatrika izahay" # Aoka ny fisenton'ireo gadra ho tonga eo anoloanao Asafa miteny ny feo ataon'ny gadra anaty fanaintainana sy alahelo toy ny hoe olona izay miseho eo anatrehan'ny mpanjaka iray. DH: "Henoy tsara ireo fisenton'ireo gadra ka ampio izy ireny" # zanaky ny fahafatesana "Ireo izay nomelohina ho faty"