plt_tn/psa/078/050.md

24 lines
998 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo Egyptiana.
# Nanamarina ny lalana ho an'ny fahatezerany Izy
Ny mpanao salamo miteny ny hatezerana toy ny hoe olona afa-mamindra novononin'i Yaveh hanafay ny vahoaka toy ny hoe Izy nanao lalambe mahitsy ho an'olona handehanana. DH: "tezitra mafy Izy ka nanao izay rehetra azony natao hamelezana azy ireo" na "toy ny hoe tafika iray ny hatezerany ka nanaovany lalana mahitsy hamindran'izany"
# tsy niaro azy ireo tamin'ny fahafatesana Izy
"tsy nihazona ireo Egyptiana ho faty Izy" na "tsy namela ireo Egyptiana ho velona Izy"
# nanolotra azy ireo ho an'ny areti-mandringana
Asafa miteny ny areti-mandringana toy ny hoe olona izay nandeha namely ireo Egyptiana. DH: "nahatonga azy ireo ho marary mafin'ny areti-mandringana Izy"
# ny voalohan-teraky ny herin'izy ireo
"ny lahy manan-danja sy tsara indrindra an'izy ireo"
# tao an-dain'i Hama
"tao amin'ireo fianakavian'i Egypta"