# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra manohy manoritsoritra izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo Egyptiana. # Nanamarina ny lalana ho an'ny fahatezerany Izy Ny mpanao salamo miteny ny hatezerana toy ny hoe olona afa-mamindra novononin'i Yaveh hanafay ny vahoaka toy ny hoe Izy nanao lalambe mahitsy ho an'olona handehanana. DH: "tezitra mafy Izy ka nanao izay rehetra azony natao hamelezana azy ireo" na "toy ny hoe tafika iray ny hatezerany ka nanaovany lalana mahitsy hamindran'izany" # tsy niaro azy ireo tamin'ny fahafatesana Izy "tsy nihazona ireo Egyptiana ho faty Izy" na "tsy namela ireo Egyptiana ho velona Izy" # nanolotra azy ireo ho an'ny areti-mandringana Asafa miteny ny areti-mandringana toy ny hoe olona izay nandeha namely ireo Egyptiana. DH: "nahatonga azy ireo ho marary mafin'ny areti-mandringana Izy" # ny voalohan-teraky ny herin'izy ireo "ny lahy manan-danja sy tsara indrindra an'izy ireo" # tao an-dain'i Hama "tao amin'ireo fianakavian'i Egypta"