plt_tn/psa/078/039.md

12 lines
454 B
Markdown

# izy ireo dia vita amin'ny nofo
Ny teny "nofo," izay malemy ary avy eo maty, dia sarinteny ho an'ny fahalemena sy fahafatesan'olombelona. DH: "ny Israelita dia malemy sy mety ho faty indray andro any"
# ny tany ngazana
"toerana tsy mety mamokatra na inona na inona"
# Nihantsy an'i Yaveh
Tian'izy ireo hoporofoin'Andriamanitra fa hainy atao izay nolazainy fa ho ataony mialohan'ny hinoan'izy ireo Azy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 78:17.