# izy ireo dia vita amin'ny nofo Ny teny "nofo," izay malemy ary avy eo maty, dia sarinteny ho an'ny fahalemena sy fahafatesan'olombelona. DH: "ny Israelita dia malemy sy mety ho faty indray andro any" # ny tany ngazana "toerana tsy mety mamokatra na inona na inona" # Nihantsy an'i Yaveh Tian'izy ireo hoporofoin'Andriamanitra fa hainy atao izay nolazainy fa ho ataony mialohan'ny hinoan'izy ireo Azy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 78:17.