plt_tn/psa/078/039.md

454 B

izy ireo dia vita amin'ny nofo

Ny teny "nofo," izay malemy ary avy eo maty, dia sarinteny ho an'ny fahalemena sy fahafatesan'olombelona. DH: "ny Israelita dia malemy sy mety ho faty indray andro any"

ny tany ngazana

"toerana tsy mety mamokatra na inona na inona"

Nihantsy an'i Yaveh

Tian'izy ireo hoporofoin'Andriamanitra fa hainy atao izay nolazainy fa ho ataony mialohan'ny hinoan'izy ireo Azy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 78:17.