plt_tn/psa/078/035.md

729 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra mitantara izay nataon'ny Israelita.

Hitamberina ao an-tsaina

"hahatsiaro." Jereo izay nandikana izany ao amin'yn 20:3.

Andriamanitra no vatolampiny

Ny mpanoratra miteny momba an'Andriamanitra toy ny hoe havoana azo antoka izay azon'ny olona aleha amin'ireo fahavalony. DH: "Andriamanitra no ilay miaro azy ireo"

mpamonjy azy

"ilay mamonjy azy ireo"

handokandoka Azy

"milaza aminy fa mahagaga Izy kanefa izy ireo tsy nino izany akory"

amin'ny vavany

Ny teny "vava" dia sarinteny ho an'ny teny nolazain'izy ireo amin'ny fampiasana ny vavany.

tsy mbola nifikitra tanteraka taminy ny fon'izy ireo

"tsy natoky Azy izy ireo" na "tsy marina taminy izy ireo"