# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra mitantara izay nataon'ny Israelita. # Hitamberina ao an-tsaina "hahatsiaro." Jereo izay nandikana izany ao amin'yn 20:3. # Andriamanitra no vatolampiny Ny mpanoratra miteny momba an'Andriamanitra toy ny hoe havoana azo antoka izay azon'ny olona aleha amin'ireo fahavalony. DH: "Andriamanitra no ilay miaro azy ireo" # mpamonjy azy "ilay mamonjy azy ireo" # handokandoka Azy "milaza aminy fa mahagaga Izy kanefa izy ireo tsy nino izany akory" # amin'ny vavany Ny teny "vava" dia sarinteny ho an'ny teny nolazain'izy ireo amin'ny fampiasana ny vavany. # tsy mbola nifikitra tanteraka taminy ny fon'izy ireo "tsy natoky Azy izy ireo" na "tsy marina taminy izy ireo"