plt_tn/psa/078/035.md

28 lines
729 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra mitantara izay nataon'ny Israelita.
# Hitamberina ao an-tsaina
"hahatsiaro." Jereo izay nandikana izany ao amin'yn 20:3.
# Andriamanitra no vatolampiny
Ny mpanoratra miteny momba an'Andriamanitra toy ny hoe havoana azo antoka izay azon'ny olona aleha amin'ireo fahavalony. DH: "Andriamanitra no ilay miaro azy ireo"
# mpamonjy azy
"ilay mamonjy azy ireo"
# handokandoka Azy
"milaza aminy fa mahagaga Izy kanefa izy ireo tsy nino izany akory"
# amin'ny vavany
Ny teny "vava" dia sarinteny ho an'ny teny nolazain'izy ireo amin'ny fampiasana ny vavany.
# tsy mbola nifikitra tanteraka taminy ny fon'izy ireo
"tsy natoky Azy izy ireo" na "tsy marina taminy izy ireo"