plt_tn/psa/078/001.md

32 lines
811 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Maskila nataon'i Asafa
"Ity dia maskila nosoratan'i Asafa." Jereo izay nandikana ny "salamo nataon'i Asafa" ao amin'ny 50:1.
# Maskila
Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1.
# ny fampianarako
"ahy raha mampianatra anao"
# henoy ireo teny aloaky ny vavako
Ny teny "vava" dia sarinteny ho an'ilay olona miteny amin'izany. DH: "ireo teniko"
# Hanokatra ny vavako amin'ny fanoharana aho
"hanokatra ny vavako ary hilaza fanoharana"
# hihira mahakasika
"hilaza." Jereo ny nandikana ny "mipololotra" ao amin'ny 19:1.
# zava-miafina
Raha toa ka misy teny ho fomba fiteny izay saro-takarina ara-kevitra amin'ny fiteninao, dia azonao ampiasaina eto izany.