# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Maskila nataon'i Asafa "Ity dia maskila nosoratan'i Asafa." Jereo izay nandikana ny "salamo nataon'i Asafa" ao amin'ny 50:1. # Maskila Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1. # ny fampianarako "ahy raha mampianatra anao" # henoy ireo teny aloaky ny vavako Ny teny "vava" dia sarinteny ho an'ilay olona miteny amin'izany. DH: "ireo teniko" # Hanokatra ny vavako amin'ny fanoharana aho "hanokatra ny vavako ary hilaza fanoharana" # hihira mahakasika "hilaza." Jereo ny nandikana ny "mipololotra" ao amin'ny 19:1. # zava-miafina Raha toa ka misy teny ho fomba fiteny izay saro-takarina ara-kevitra amin'ny fiteninao, dia azonao ampiasaina eto izany.