plt_tn/psa/078/001.md

811 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Maskila nataon'i Asafa

"Ity dia maskila nosoratan'i Asafa." Jereo izay nandikana ny "salamo nataon'i Asafa" ao amin'ny 50:1.

Maskila

Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1.

ny fampianarako

"ahy raha mampianatra anao"

henoy ireo teny aloaky ny vavako

Ny teny "vava" dia sarinteny ho an'ilay olona miteny amin'izany. DH: "ireo teniko"

Hanokatra ny vavako amin'ny fanoharana aho

"hanokatra ny vavako ary hilaza fanoharana"

hihira mahakasika

"hilaza." Jereo ny nandikana ny "mipololotra" ao amin'ny 19:1.

zava-miafina

Raha toa ka misy teny ho fomba fiteny izay saro-takarina ara-kevitra amin'ny fiteninao, dia azonao ampiasaina eto izany.