plt_tn/psa/077/016.md

732 B

Nahita Anao ny rano ... raiki-tahotra ... nihorohoro ny lalina

Asafa miteny ny rano toy ny hoe olona nahita zavatra izay nampihorohoro azy.

nahita Anao ny rano, ary dia raiki-tahotra; nihorohoro ny lalina

"rano" sy "lalina" dia manondro rano midadasika toy ny hoe ranomasina na ranomasimbe.

lalina

"rano lalina indrindra"

Nipatrapatraka ranon'orana ny rahona

Asafa miteny ny rahona toy ny hoe olona nandraraka rano avy amin'ny fitorany. DH: "Ranon'oram-be no nilatsaka" na "Nanorana mafy izany"

Nifanaretsaka ny zana-tsipìkanao

Izany dia sarinteny mamaritra ny tselatra toy ny zana-tsipìkan'Andriamanitra"

Nifanaretsaka

Ampiasao ny tenin'ny fiteninao amin'ny ataon'ny zana-tsipìka rehefa avy alefan'olona.