# Nahita Anao ny rano ... raiki-tahotra ... nihorohoro ny lalina Asafa miteny ny rano toy ny hoe olona nahita zavatra izay nampihorohoro azy. # nahita Anao ny rano, ary dia raiki-tahotra; nihorohoro ny lalina "rano" sy "lalina" dia manondro rano midadasika toy ny hoe ranomasina na ranomasimbe. # lalina "rano lalina indrindra" # Nipatrapatraka ranon'orana ny rahona Asafa miteny ny rahona toy ny hoe olona nandraraka rano avy amin'ny fitorany. DH: "Ranon'oram-be no nilatsaka" na "Nanorana mafy izany" # Nifanaretsaka ny zana-tsipìkanao Izany dia sarinteny mamaritra ny tselatra toy ny zana-tsipìkan'Andriamanitra" # Nifanaretsaka Ampiasao ny tenin'ny fiteninao amin'ny ataon'ny zana-tsipìka rehefa avy alefan'olona.