plt_tn/psa/077/016.md

24 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nahita Anao ny rano ... raiki-tahotra ... nihorohoro ny lalina
Asafa miteny ny rano toy ny hoe olona nahita zavatra izay nampihorohoro azy.
# nahita Anao ny rano, ary dia raiki-tahotra; nihorohoro ny lalina
"rano" sy "lalina" dia manondro rano midadasika toy ny hoe ranomasina na ranomasimbe.
# lalina
"rano lalina indrindra"
# Nipatrapatraka ranon'orana ny rahona
Asafa miteny ny rahona toy ny hoe olona nandraraka rano avy amin'ny fitorany. DH: "Ranon'oram-be no nilatsaka" na "Nanorana mafy izany"
# Nifanaretsaka ny zana-tsipìkanao
Izany dia sarinteny mamaritra ny tselatra toy ny zana-tsipìkan'Andriamanitra"
# Nifanaretsaka
Ampiasao ny tenin'ny fiteninao amin'ny ataon'ny zana-tsipìka rehefa avy alefan'olona.