plt_tn/psa/077/010.md

354 B

Hoy aho

Ireo mety ho heviny dia 1) ny mpanao salamo ihany no niresaka tamin'ny tenany na 2) ny mpanao salamo niresaka tamin'i Yaveh.

ny fiovan'ny tanana ankavanan'ilay Avo Indrindra mankany amintsika

Ny "tanana ankavanana" dia sarinteny ilazana hery, fahefana na tanjaka. DH: "tsy mampiasa ny fahefany hanampiana antsika intsony ny Avo Indrindra"