# Hoy aho Ireo mety ho heviny dia 1) ny mpanao salamo ihany no niresaka tamin'ny tenany na 2) ny mpanao salamo niresaka tamin'i Yaveh. # ny fiovan'ny tanana ankavanan'ilay Avo Indrindra mankany amintsika Ny "tanana ankavanana" dia sarinteny ilazana hery, fahefana na tanjaka. DH: "tsy mampiasa ny fahefany hanampiana antsika intsony ny Avo Indrindra"