plt_tn/psa/077/010.md

8 lines
354 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy aho
Ireo mety ho heviny dia 1) ny mpanao salamo ihany no niresaka tamin'ny tenany na 2) ny mpanao salamo niresaka tamin'i Yaveh.
# ny fiovan'ny tanana ankavanan'ilay Avo Indrindra mankany amintsika
Ny "tanana ankavanana" dia sarinteny ilazana hery, fahefana na tanjaka. DH: "tsy mampiasa ny fahefany hanampiana antsika intsony ny Avo Indrindra"