plt_tn/psa/077/006.md

381 B

nitamberina an-tsaiko

Izany dia fomba fiteny ho an'ny fahatsiarovana. DH: "nahatsiaro"

izay nitranga

Ny mety ho hevitra hafa dia "izay zavatra nitranga."

Handà ahy mandrakizay ve ny Tompo? Tsy haneho sitraka amiko intsony ve Izy?

Ireo andianteny roa ireo dia maneho fandavana avy amin'ny Tompo.

haneho sitraka amiko

"hanao zavatra izay mampiseho fa faly amiko Izy"