# nitamberina an-tsaiko Izany dia fomba fiteny ho an'ny fahatsiarovana. DH: "nahatsiaro" # izay nitranga Ny mety ho hevitra hafa dia "izay zavatra nitranga." # Handà ahy mandrakizay ve ny Tompo? Tsy haneho sitraka amiko intsony ve Izy? Ireo andianteny roa ireo dia maneho fandavana avy amin'ny Tompo. # haneho sitraka amiko "hanao zavatra izay mampiseho fa faly amiko Izy"