plt_tn/psa/077/006.md

16 lines
381 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nitamberina an-tsaiko
Izany dia fomba fiteny ho an'ny fahatsiarovana. DH: "nahatsiaro"
# izay nitranga
Ny mety ho hevitra hafa dia "izay zavatra nitranga."
# Handà ahy mandrakizay ve ny Tompo? Tsy haneho sitraka amiko intsony ve Izy?
Ireo andianteny roa ireo dia maneho fandavana avy amin'ny Tompo.
# haneho sitraka amiko
"hanao zavatra izay mampiseho fa faly amiko Izy"