plt_tn/psa/077/004.md

600 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Aorian'ny firesahana momba an'Andriamanitra, Asafa dia miteny amin'Andriamanitra ao amin'ny andininy 4 ary nony avy eo miverina miteny momba an'Andriamanitra.

Nampihiratra ny masoko Ianao

"Hoy aho tamin'Andriamanitra: 'Ianao no mihazona ny masoko hihiratra.'"

Nampihiratra ny masoko

Ny maso mihiratra dia sarinteny ho an'ny tsy fahafaha-matory. DH: "Nihazona ahy tsy hatory"

ireo andro fahiny aho, dia ireo fotoana maro lasa

Raha ilaina dia ampiaraho ny "andro fahiny" sy ny "fotoana maro lasa." DH: "momba ireo zavatra izay nitranga fahiny elabe"