# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Aorian'ny firesahana momba an'Andriamanitra, Asafa dia miteny amin'Andriamanitra ao amin'ny andininy 4 ary nony avy eo miverina miteny momba an'Andriamanitra. # Nampihiratra ny masoko Ianao "Hoy aho tamin'Andriamanitra: 'Ianao no mihazona ny masoko hihiratra.'" # Nampihiratra ny masoko Ny maso mihiratra dia sarinteny ho an'ny tsy fahafaha-matory. DH: "Nihazona ahy tsy hatory" # ireo andro fahiny aho, dia ireo fotoana maro lasa Raha ilaina dia ampiaraho ny "andro fahiny" sy ny "fotoana maro lasa." DH: "momba ireo zavatra izay nitranga fahiny elabe"