plt_tn/psa/077/004.md

16 lines
600 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Aorian'ny firesahana momba an'Andriamanitra, Asafa dia miteny amin'Andriamanitra ao amin'ny andininy 4 ary nony avy eo miverina miteny momba an'Andriamanitra.
# Nampihiratra ny masoko Ianao
"Hoy aho tamin'Andriamanitra: 'Ianao no mihazona ny masoko hihiratra.'"
# Nampihiratra ny masoko
Ny maso mihiratra dia sarinteny ho an'ny tsy fahafaha-matory. DH: "Nihazona ahy tsy hatory"
# ireo andro fahiny aho, dia ireo fotoana maro lasa
Raha ilaina dia ampiaraho ny "andro fahiny" sy ny "fotoana maro lasa." DH: "momba ireo zavatra izay nitranga fahiny elabe"