plt_tn/psa/076/008.md

514 B

no nampandrenesanao ny fitsarànao

"no nanambaranao ny fitsarànao" na "no nanambaranao ny fomba nandehananao hanafay ny olona ratsy fanahy"

ny tany

Eto "ny tany" dia sarinteny ho an'ny olona miaina ety an-tany. DH: "ny vahoakan'ny tany"

hanatanteraka fitsaràna

"hanafay ny olona ratsy fanahy"

Sela

Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany.