# no nampandrenesanao ny fitsarànao "no nanambaranao ny fitsarànao" na "no nanambaranao ny fomba nandehananao hanafay ny olona ratsy fanahy" # ny tany Eto "ny tany" dia sarinteny ho an'ny olona miaina ety an-tany. DH: "ny vahoakan'ny tany" # hanatanteraka fitsaràna "hanafay ny olona ratsy fanahy" # Sela Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany.