plt_tn/psa/076/008.md

16 lines
514 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# no nampandrenesanao ny fitsarànao
"no nanambaranao ny fitsarànao" na "no nanambaranao ny fomba nandehananao hanafay ny olona ratsy fanahy"
# ny tany
Eto "ny tany" dia sarinteny ho an'ny olona miaina ety an-tany. DH: "ny vahoakan'ny tany"
# hanatanteraka fitsaràna
"hanafay ny olona ratsy fanahy"
# Sela
Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany.