plt_tn/psa/076/004.md

20 lines
743 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Asafa miteny an'Andriamanitra toy ny hoe miaramila niverina avy any an-tendrombohitra aorian'ny fandresena amin'ny ady lehibe.
# Manazava mamirapiratra Ianao ary manambara ny voninahitrao
Ny andianteny faharoa dia manamafy ny andianteny voalohany izay ny voninahitr'i Yaveh mifandraika amin'ny Yaveh manazava mamirapiratra.
# Manazava mamirapiratra Ianao
Ny teny "manazava mamirapiratra" dia sarinteny ho an'ny maha lehibe. DH: "Ianao mampiseho ny maha lehibe faran-tampony Anao"
# Voababo ny mahery fo
"Nahafaty ireo miaramila maherifon'ireo fahavalony ny vahoakanao ary naka ny fananan'izy ireo rehetra"
# renoka
Eto ny "renoka" dia fanalefahan-teny ho an'ny maty. DH: "maty" na "lavo ambany"