plt_tn/psa/076/004.md

743 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Asafa miteny an'Andriamanitra toy ny hoe miaramila niverina avy any an-tendrombohitra aorian'ny fandresena amin'ny ady lehibe.

Manazava mamirapiratra Ianao ary manambara ny voninahitrao

Ny andianteny faharoa dia manamafy ny andianteny voalohany izay ny voninahitr'i Yaveh mifandraika amin'ny Yaveh manazava mamirapiratra.

Manazava mamirapiratra Ianao

Ny teny "manazava mamirapiratra" dia sarinteny ho an'ny maha lehibe. DH: "Ianao mampiseho ny maha lehibe faran-tampony Anao"

Voababo ny mahery fo

"Nahafaty ireo miaramila maherifon'ireo fahavalony ny vahoakanao ary naka ny fananan'izy ireo rehetra"

renoka

Eto ny "renoka" dia fanalefahan-teny ho an'ny maty. DH: "maty" na "lavo ambany"