# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Asafa miteny an'Andriamanitra toy ny hoe miaramila niverina avy any an-tendrombohitra aorian'ny fandresena amin'ny ady lehibe. # Manazava mamirapiratra Ianao ary manambara ny voninahitrao Ny andianteny faharoa dia manamafy ny andianteny voalohany izay ny voninahitr'i Yaveh mifandraika amin'ny Yaveh manazava mamirapiratra. # Manazava mamirapiratra Ianao Ny teny "manazava mamirapiratra" dia sarinteny ho an'ny maha lehibe. DH: "Ianao mampiseho ny maha lehibe faran-tampony Anao" # Voababo ny mahery fo "Nahafaty ireo miaramila maherifon'ireo fahavalony ny vahoakanao ary naka ny fananan'izy ireo rehetra" # renoka Eto ny "renoka" dia fanalefahan-teny ho an'ny maty. DH: "maty" na "lavo ambany"