plt_tn/psa/075/009.md

368 B

Hoy Izy

Hoy Andriamanitra

Hamongotra ny tandroka rehetra

Ny tandroka biby iray dia sarinteny ho an'ny fahefan'olona iray. DH: "esory ny fahefan'ny .... rehetra"

fa ny tandroky ny olo-marina kosa ho asandratra ambony

Ny tandroka biby iray dia sarinteny ho an'ny fahefan'olona iray. DH: "Hanandratra ny tandroky ny marina Aho" na "hampatanjaka ny marina Aho"