plt_tn/psa/075/009.md

12 lines
368 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy Izy
Hoy Andriamanitra
# Hamongotra ny tandroka rehetra
Ny tandroka biby iray dia sarinteny ho an'ny fahefan'olona iray. DH: "esory ny fahefan'ny .... rehetra"
# fa ny tandroky ny olo-marina kosa ho asandratra ambony
Ny tandroka biby iray dia sarinteny ho an'ny fahefan'olona iray. DH: "Hanandratra ny tandroky ny marina Aho" na "hampatanjaka ny marina Aho"