# Hoy Izy Hoy Andriamanitra # Hamongotra ny tandroka rehetra Ny tandroka biby iray dia sarinteny ho an'ny fahefan'olona iray. DH: "esory ny fahefan'ny .... rehetra" # fa ny tandroky ny olo-marina kosa ho asandratra ambony Ny tandroka biby iray dia sarinteny ho an'ny fahefan'olona iray. DH: "Hanandratra ny tandroky ny marina Aho" na "hampatanjaka ny marina Aho"