plt_tn/psa/072/018.md

16 lines
603 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireto dia mihoatra ny fiafaran'ity salamo ity. Ity no fanambarana fanakatonana ho an'ny bokin'ny Salamo 2, izay manomboka amin'ny Salamo 42 ary mifarana amin'ny Salamo 72.
# Isaorana ny anarany be voninahitra
"izy, izay be voninahitra, no isaorana"
# Amen dia Amen
Ny teny hoe "Amena" dia averimberina mba hanamafisana fankatoavana an'izay voalaza. Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 41:13. DH: "Ho tanteraka tokoa anie izany"
# Tapitra ny fivavahan'i Davida zanaka lahin'i Jese
"Izany no vavaka faranynataon'i Davida zanaka lahin'i Jese"