# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireto dia mihoatra ny fiafaran'ity salamo ity. Ity no fanambarana fanakatonana ho an'ny bokin'ny Salamo 2, izay manomboka amin'ny Salamo 42 ary mifarana amin'ny Salamo 72. # Isaorana ny anarany be voninahitra "izy, izay be voninahitra, no isaorana" # Amen dia Amen Ny teny hoe "Amena" dia averimberina mba hanamafisana fankatoavana an'izay voalaza. Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 41:13. DH: "Ho tanteraka tokoa anie izany" # Tapitra ny fivavahan'i Davida zanaka lahin'i Jese "Izany no vavaka faranynataon'i Davida zanaka lahin'i Jese"