plt_tn/psa/072/018.md

603 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia mihoatra ny fiafaran'ity salamo ity. Ity no fanambarana fanakatonana ho an'ny bokin'ny Salamo 2, izay manomboka amin'ny Salamo 42 ary mifarana amin'ny Salamo 72.

Isaorana ny anarany be voninahitra

"izy, izay be voninahitra, no isaorana"

Amen dia Amen

Ny teny hoe "Amena" dia averimberina mba hanamafisana fankatoavana an'izay voalaza. Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 41:13. DH: "Ho tanteraka tokoa anie izany"

Tapitra ny fivavahan'i Davida zanaka lahin'i Jese

"Izany no vavaka faranynataon'i Davida zanaka lahin'i Jese"