plt_tn/psa/072/015.md

28 lines
817 B
Markdown

# Ho velona anie izy!
"Ho lava andro iainana anie ny mpanjaka!" na "maniry ny mpanjaka aho mba ho ela velona!"
# andro lava
"hatrany hatrany"
# fahabetsaham-bary
Ny "fahabetsahana" dia rehefa misy zavatra betsaka loatra. "vary betsaka" na "vary mitobaka be"
# voly
Fambolena izay volen'ny olona hatao sakafo
# mihofahofa
Ampiasaina ny teny ho an'ny ataon'ny ahitra lava rehefa misy rivo-malefaka mitsoka izany ary dia mihetsiketsika aloha sy aoriana izany.
# tahaka an'i Libanona
"tahaka ny hazo sedera any Libanona." hazo ireo dia tsara tarehy tokoa ary nanana hazo tsara ho amin'ny fananganana. Azo atao mazava tsara ny dikan'izany.
# hamony tahaka ny ahitry ny saha anie ny olona ao an-tanàna
Ny fahombiazan'ny olona ao an-tanàna dia lazaina toy ny hoe ahitra izay mihabetsaka hatrany any an-tsaha.