plt_tn/psa/072/015.md

817 B

Ho velona anie izy!

"Ho lava andro iainana anie ny mpanjaka!" na "maniry ny mpanjaka aho mba ho ela velona!"

andro lava

"hatrany hatrany"

fahabetsaham-bary

Ny "fahabetsahana" dia rehefa misy zavatra betsaka loatra. "vary betsaka" na "vary mitobaka be"

voly

Fambolena izay volen'ny olona hatao sakafo

mihofahofa

Ampiasaina ny teny ho an'ny ataon'ny ahitra lava rehefa misy rivo-malefaka mitsoka izany ary dia mihetsiketsika aloha sy aoriana izany.

tahaka an'i Libanona

"tahaka ny hazo sedera any Libanona." hazo ireo dia tsara tarehy tokoa ary nanana hazo tsara ho amin'ny fananganana. Azo atao mazava tsara ny dikan'izany.

hamony tahaka ny ahitry ny saha anie ny olona ao an-tanàna

Ny fahombiazan'ny olona ao an-tanàna dia lazaina toy ny hoe ahitra izay mihabetsaka hatrany any an-tsaha.