# Ho velona anie izy! "Ho lava andro iainana anie ny mpanjaka!" na "maniry ny mpanjaka aho mba ho ela velona!" # andro lava "hatrany hatrany" # fahabetsaham-bary Ny "fahabetsahana" dia rehefa misy zavatra betsaka loatra. "vary betsaka" na "vary mitobaka be" # voly Fambolena izay volen'ny olona hatao sakafo # mihofahofa Ampiasaina ny teny ho an'ny ataon'ny ahitra lava rehefa misy rivo-malefaka mitsoka izany ary dia mihetsiketsika aloha sy aoriana izany. # tahaka an'i Libanona "tahaka ny hazo sedera any Libanona." hazo ireo dia tsara tarehy tokoa ary nanana hazo tsara ho amin'ny fananganana. Azo atao mazava tsara ny dikan'izany. # hamony tahaka ny ahitry ny saha anie ny olona ao an-tanàna Ny fahombiazan'ny olona ao an-tanàna dia lazaina toy ny hoe ahitra izay mihabetsaka hatrany any an-tsaha.