plt_tn/psa/072/008.md

1002 B

Izy anie hanana fanapahana

"Ny mpanjaka anie hanana fanapahana"

amin'ny ranomasina mankany amin'ny ranomasina, ary amin'ny Ony ka hatrany amin'ireo vazan-tany

Ireo fomba fiteny roa ireo dia manondro ny tany manontolo.

amin'ny ranomasina mankany amin'ny ranomasina

amin'ny ranomasina Maty sy ny ranomasin'i Kinerata any atsinanan'ny ranomasina Mediteraneana any andrefana.

ny Ony

"ny Ony Eofrata," izay nandehanan'ny Israelita tamin'ny tany ka nandehanany nianavaratra.

ireo vazan-tany

izay farany lavitra nandehanan'ny olona amin'ny tany amina lalana samihafa mankany atsimo. Ny Israelita niteny ny tany toy ny hoe fisaka ka misy sisiny.

hisolelaka vovoka

Izany dia sarinteny ho an'ny fahafam-baraka faran-tampony. DH: "manao izay rehetra azon'izy ireo atao mba hanomezany azy ireo ireo alalana ho velona"

Tarsisy

Ny anarana toerana iray

handoa

"hanome"

hanolotra fanomezana

"hanome fanomezana"

Seba

Io dia anarana firenena. Tsy mitovy amin'ny Sheba akory izany.