# Izy anie hanana fanapahana "Ny mpanjaka anie hanana fanapahana" # amin'ny ranomasina mankany amin'ny ranomasina, ary amin'ny Ony ka hatrany amin'ireo vazan-tany Ireo fomba fiteny roa ireo dia manondro ny tany manontolo. # amin'ny ranomasina mankany amin'ny ranomasina amin'ny ranomasina Maty sy ny ranomasin'i Kinerata any atsinanan'ny ranomasina Mediteraneana any andrefana. # ny Ony "ny Ony Eofrata," izay nandehanan'ny Israelita tamin'ny tany ka nandehanany nianavaratra. # ireo vazan-tany izay farany lavitra nandehanan'ny olona amin'ny tany amina lalana samihafa mankany atsimo. Ny Israelita niteny ny tany toy ny hoe fisaka ka misy sisiny. # hisolelaka vovoka Izany dia sarinteny ho an'ny fahafam-baraka faran-tampony. DH: "manao izay rehetra azon'izy ireo atao mba hanomezany azy ireo ireo alalana ho velona" # Tarsisy Ny anarana toerana iray # handoa "hanome" # hanolotra fanomezana "hanome fanomezana" # Seba Io dia anarana firenena. Tsy mitovy amin'ny Sheba akory izany.