plt_tn/psa/071/021.md

589 B

Hampitombo anie Ianao ... mitodiha indray ka herezo

"Tiako Ianao hampitombo ... tiako Ianao hitodika indray ka herezo." Misy amin'ireo fandikan-teny mivaky toy izao: "Hitombo Ianao ... hitodika indray Ianao ka hampahery." (Jereo UDB)

mitodiha indray ka herezo aho

Izany dia mamaritra fihetsika iray amin'ny alalan'ny andianteny roa. DH: "herezo indray aho"

noho ny fahamendreham-pitokianao

"satria afaka mitoky aminao aho"

ho Anao no hihirako fiderana amin'ny lokanga, ry Ilay Masin'Israely

"ho Anao, izay Ilay Masin'Israely, no hihirako fiderana raha mitendry lokanga aho"