# Hampitombo anie Ianao ... mitodiha indray ka herezo "Tiako Ianao hampitombo ... tiako Ianao hitodika indray ka herezo." Misy amin'ireo fandikan-teny mivaky toy izao: "Hitombo Ianao ... hitodika indray Ianao ka hampahery." (Jereo UDB) # mitodiha indray ka herezo aho Izany dia mamaritra fihetsika iray amin'ny alalan'ny andianteny roa. DH: "herezo indray aho" # noho ny fahamendreham-pitokianao "satria afaka mitoky aminao aho" # ho Anao no hihirako fiderana amin'ny lokanga, ry Ilay Masin'Israely "ho Anao, izay Ilay Masin'Israely, no hihirako fiderana raha mitendry lokanga aho"