plt_tn/psa/071/021.md

16 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hampitombo anie Ianao ... mitodiha indray ka herezo
"Tiako Ianao hampitombo ... tiako Ianao hitodika indray ka herezo." Misy amin'ireo fandikan-teny mivaky toy izao: "Hitombo Ianao ... hitodika indray Ianao ka hampahery." (Jereo UDB)
# mitodiha indray ka herezo aho
Izany dia mamaritra fihetsika iray amin'ny alalan'ny andianteny roa. DH: "herezo indray aho"
# noho ny fahamendreham-pitokianao
"satria afaka mitoky aminao aho"
# ho Anao no hihirako fiderana amin'ny lokanga, ry Ilay Masin'Israely
"ho Anao, izay Ilay Masin'Israely, no hihirako fiderana raha mitendry lokanga aho"