plt_tn/psa/071/017.md

590 B

nampianatra ahy

Azo ambara mazava tsara ny fanazavana mifandraika. "nampianatra ahy zava-maro"

Andriamanitra o, dia aza mahafoy ahy

"Andriamanitra o, aza mba mahafoy ahy"

efa nampahafantatra ny herinao aho

"efa nilaza ny maha mahery Anao aho"

tamin'ny taranaka mandimby

"tamin'ireo izay zanaka ankehitriny"

ny fahefanao tamin'izay rehetra ho avy

Ny fanazavana nesorina dia azo ambara mazava tsara. DH: "ary manambara ny fahefanao amin'izay rehetra ho avy"

izay rehetra ho avy

Izany dia fanohrana. DH: "dia ho maro amin'ireo olona izay azoko lazaina no hahafantatra"