plt_tn/psa/071/017.md

24 lines
590 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nampianatra ahy
Azo ambara mazava tsara ny fanazavana mifandraika. "nampianatra ahy zava-maro"
# Andriamanitra o, dia aza mahafoy ahy
"Andriamanitra o, aza mba mahafoy ahy"
# efa nampahafantatra ny herinao aho
"efa nilaza ny maha mahery Anao aho"
# tamin'ny taranaka mandimby
"tamin'ireo izay zanaka ankehitriny"
# ny fahefanao tamin'izay rehetra ho avy
Ny fanazavana nesorina dia azo ambara mazava tsara. DH: "ary manambara ny fahefanao amin'izay rehetra ho avy"
# izay rehetra ho avy
Izany dia fanohrana. DH: "dia ho maro amin'ireo olona izay azoko lazaina no hahafantatra"