# nampianatra ahy Azo ambara mazava tsara ny fanazavana mifandraika. "nampianatra ahy zava-maro" # Andriamanitra o, dia aza mahafoy ahy "Andriamanitra o, aza mba mahafoy ahy" # efa nampahafantatra ny herinao aho "efa nilaza ny maha mahery Anao aho" # tamin'ny taranaka mandimby "tamin'ireo izay zanaka ankehitriny" # ny fahefanao tamin'izay rehetra ho avy Ny fanazavana nesorina dia azo ambara mazava tsara. DH: "ary manambara ny fahefanao amin'izay rehetra ho avy" # izay rehetra ho avy Izany dia fanohrana. DH: "dia ho maro amin'ireo olona izay azoko lazaina no hahafantatra"