plt_tn/psa/069/030.md

16 lines
594 B
Markdown

# ny anaran'Andriamanitra
Eto "anarana" manondro an'Andriamanitra tenany mihitsy. DH: "Andriamanitra"
# amin'ny fisaorana
Ity anarana ity dia azo ambara amin'ny matoanteny "misaotra." DH: "amin'ny fisaorana Azy"
# tsara kokoa mihoatra ny omby sy ombilahy
Efa fantatra fa ny omby sy ny ombilahy no tsy maintsy atolotra ho an'Andriamanitra ho sorona. DH: "tsara kokoa mihoatra ny manao sorona omby na manao sorona ombilahy"
# ombilahy manan-tandroka sy kitro
Ity andianteny ity dia manavaka ireo ombilahy efa matoy amin'ireo omby hafa. DH: "ombilahy izay efa matoy misy tandroka sy kitro"