# ny anaran'Andriamanitra Eto "anarana" manondro an'Andriamanitra tenany mihitsy. DH: "Andriamanitra" # amin'ny fisaorana Ity anarana ity dia azo ambara amin'ny matoanteny "misaotra." DH: "amin'ny fisaorana Azy" # tsara kokoa mihoatra ny omby sy ombilahy Efa fantatra fa ny omby sy ny ombilahy no tsy maintsy atolotra ho an'Andriamanitra ho sorona. DH: "tsara kokoa mihoatra ny manao sorona omby na manao sorona ombilahy" # ombilahy manan-tandroka sy kitro Ity andianteny ity dia manavaka ireo ombilahy efa matoy amin'ireo omby hafa. DH: "ombilahy izay efa matoy misy tandroka sy kitro"